Magazine en ligne — Numéro 036 · Vendredi 13 Mars 2026
🔴 Flash
Entrée dans les Parc Nationaux : Grogne des opérateurs touristiques face à la révision à la hausse du droit ! FIFAMOIVOIZANA : TSY MAINTSY MANANA “ PERMIS” DAHOLO NY MOTO ! CAN 2027 : LES BAREA FACE AU DÉFI NIGÉRIAN ! Boarding Pass : Tourisme à Madagascar « La reprise est encore très lente, voire inexistante » DÉBAT FRANCOPHONE MONDIAL : UCM PORTE HAUT LES COULEURS DE MADAGASCAR

🏨 2 Mbay Lalana 🧳🌺 - Laissez passer.

🛩️ Quels moyens de transport privilégier pour explorer les trésors de cette île envoûtante ?
Découvrez les astuces et conseils pour un voyage inoubliable à travers ses paysages captivants.

📰 « Découvrez nos articles récents et Archives »
🏪 « Découvrez les Offres de nos Espaces »

EDITO : Voankazo an'Ala

Mibahana…lalana

Anisan’ny zavatra nibahana teo amin’ny fampahalalam-baovao teto Andrenivohitra tato anatin’ny herinandro izao ny momba ny fifamoivoizana sy ny lalana. Iray amin’izay tena nahasarika ny sain’ny maro, ohatra, ny momba ny mpitondra fiara kodiaran-droa, izany hoe môto, izay tsy maintsy manana fahazoan-dalana mitondra (permis de conduire) manomboka izao. Mbola miteraka resaka sy adihevitra ny momba azy io. Ny faharoa dia ny amin’ireo mpanao fitateram-bahoaka miasa amin’ny zotra Antananarivo-renivohitra sy Itaosy iny. Nampiantsoin’ny avy ao amin’ny fiadidiana ny tanànan’Antananarivo ireo tompon’andraikitra eo anivon’ny kaoperativam-pitaterana miasa amin’io zotra io. Voaresakka tamin’izany ny momba ny tsy fanarahan-dalana, toy ny fiodinana an-dalana tsy tonga eny amin’ny faran’ny zotra. Nilaza ny hanara-maso ny eo anivon’ny kaominina ary nandrangaranga fanasaziana raha mbola mitohy ny tsy fanarahan-dalàna sy ny tsy fanajana bokin’andraikitra. Manarakaraka izany, vaovao iray izay mampalahelo ny mahakasika ireo zazavavy anankiroa nodonin’ny lamasinina teto Andrenivohitra. Namoy ny ainy mihitsy ny iray tamin’izy ireo. Voalaza fa tsy naheno ny fandalovan’ny lamasinina izy roavavy satria mitampina “casque” ny sofiny fa variana mihaino zavamaneno. Ankoatr’izany, tsy ihany koa ny fitohanan’ny lalana sy ny fifamoivoizana, izay fahita toy ny andavanandro ary tsikaritra ho mihamafy. Tranga samihafa ireo kanefa miodinkodina amin’ny resaka lalana sy fifamoivoizana daholo. Misy ny mila famahana olana toy ny fitateram-bahoaka izany, ary koa ny fitohanan’ny fifamoivoizana. Heverin’ny manampahefana fa hitondra fanatsarana koa anefa ilay fepetra vaovao hampiharina ho an’ny mpitondra môto. Farany, misy resaka fanabeazana tokony hatao kosa ny mahakasika ilay lozam-pifamoivoizana niteraka fahafatesan’ny zazavavy iray tamin’ireo anankiroa voadonan’ny lamasinina.

Mandrato

📅 Publié le 29 mai 2026
Permis moto obligatoire Madagascar
FIFAMOIVOIZANA :

FIFAMOIVOIZANA :
TSY MAINTSY MANANA “ PERMIS ” DAHOLO NY MOTO!

[Ny mahazatra teo aloha dia ireo moto manana tanjaka manomboka hatramin'ny 125 CC no miakatra ihany no takiana sy savaina “permis” rehefa mandeha.]

Tsy maintsy manana “permis de conduire” na fahazoana alalana mitondra daholo manomboka izao ny mpitondra môto. Io no anisan'ny fanapahan-kevitra noraisin'ny teo anivon'ny Antokondraharaha misahana ny fitaterana ATT. Ny fanontaniana voalohany dia hoe mbola hanaovana lalàna ve izy io vao hampiharina sa didim-pitondrana fotsiny dia ampy ? Rahoviana izy io vao tena hampiharina ? Indrindra raha mbola hamolavolana lalàna izy io dia tsy maintsy mbola miandry fotoana.

Mbola homena fotoana hiomanana ve ny mpitondra môto rehetra vao hisy ny fanasaziana ? Ny dikan'izany ve dia mbola hisy ny fampahafantarana, ny fanentanana ary ny fitaizana toy ny fanaon'ireo mpitandro ny filaminana amin'ireny arabem-bahoaka ireny.

📅 29 mai 2026

Vaovao

Fepetra vaovao hampiharina eo amin'ny sehatry ny fitaterana sy ny fifamoivoizana ity ambara eto mikasika ny fitondrana môto ity. Ny mahazatra teo aloha dia ireo moto manana tanjaka manomboka hatramin'ny 125 CC no miakatra ihany no takiana sy savaina “permis” rehefa mandeha. Samy manana ny fomba fijeriny ny olom-pirenena mahakasika izany. Mazava ho azy fa tsy dia mety loatra amin'ireo mpitondra moto tsy manana “permis” ity fepetra vaovao ity.

Permis moto Madagascar — fepetra vaovao
Fepetra vaovao hampiharina eo amin'ny sehatry ny fitaterana sy ny fifamoivoizana ity ambara eto mikasika ny fitondrana môto ity. (Sary tahiry)

Fifamoivoizana

Misy ireo mihevitra fa mety hitondra fanatsarana eo amin'ny fifamoivoizana amin'ny arabem-bahoaka ity fepetra vaovao ity. Voalohany, be dia be ankehitriny ireo moto mivezivezy eny amin'ny arabem-bahoaka, indrindra fa taksimoto ho an'Antananarivo renivohitra manokana. Amin'izay dia mety mba ho voafehy kokoa na hihena ny fitohanan'ny fifamoivoizana sy ny gaboraraka. Ny moto ihany koa no anisan'ny mitana ny lohalaharana eo amin'ny lozam-pifamoivoizana eto.

Ami Ral

Fifamoivoizana

Antananarivo renivohitra
Hihamafy ny fitohanana mandra-pahatongan’ny fetim-pirenena

Mbola hihamafy ny fitohanan’ny fifamoivoizana eto Antananarivo-renivohitra mandra-pahatongan’ny fetim-pirenena. Mitohana izaitsizy ny fifamoivoizana eny amin’ny arabem-bahoaka eto Andrenivohitra. Tsy andavanandro, tsy andro tsy fiasana no ahitana fitohanan’ny fifamoivoizana eto. Tamin’iny herinandro teo iny, ohatra, dia mafy ny fitohanana ny andron’ny alarobia teo, izay andro tsy fiasana noho ny fetin’ny finoana silamo. Tsy hijanona hatreo anefa io fitohanana io fa tombanana hihamafy toy ny fahita isan-taona eto Andrenivohitra rehefa amin’ny fotoana manakaiky fetin’ny fahaleovantena.

📅 29 mai 2026
Hihamafy ny fitohanana mandra-pahatongan’ny fetim-pirenena
Isan-taona dia mihamafy ny fitohanan’ny fifamoivoizana isaky ny manakaiky ny fetinùny fahaleovantena (Sary tahiry)

Ami Ral

Qualification CAN 2027
Fifamoivoizana

Antananarivo-renivohitra
Hanasazy ireo taksibe tsy manaja ny fifanarahana ny CUA

Hiroso amin’ny fanasaziana ireo taksibe sy ny mpamily tsy manaja ny fifanarahana(cahier de charge) ny kaominin’Antananarivo renivohitra(CUA). Fantatra izany nandritra ny fihaonan’ny CUA tamin’ireo tompon’andraikitra eo anivon’ny kaoperativan’ny fitaterana miasa amin’ny zotra Antananarivo renivohitra amin’Itaosy. Ireo taksibe amin’ny zotra 133 sy 143 no tena voakasik’izany. Nampiantso avy hatrany ireo kaoperativa 133 sy 143 tao amin’ny Lapan’ny Tanàna Analakely ny alatsinainy 18 may 2026 ny avy ao amin’ny CUA. Tapaka nandritra izany fa:

📅 29 mai 2026

Hiroso amin'ny fanasazina ireo taksibe sy mpamily tsy manaja ny fifanarahana (cahier de charge) ny CUA. Anisan’izany ireto tanisaina manaraka ireto:

- fihodinan-dalana indrindra fa rehefa hariva ny andro

- tsy fanajana ny ora tokony hiasan'ny mpitatitra

- ny tsy fanajana ny fahadiovan' ny fiara amin'ny ankapobeny, …

“Ho tombotsoan'ny vahoakan'Antananarivo Renivohitra, tsy maintsy mandray andraikitra ny CUA hitsinjovana ny filaminana sy ny fiarovana ny mpandeha eny an-dalana. Nambarany fa hisy ny fanaraha-maso henjana miaraka amin’ny ATT, ny Sefo Distrika ary ny Zandarmaria mba hahazoana antoka fa harahina avokoa ny didy napetraka. Ny fiaraha-miasa sy ny fampiharana hentitra ireo fepetra ireo no hanampy amin’ny fiverenan’ny filaminana sy ny fahatokisana amin’ny fitateram-bahoaka andavanandro”.

Hanasazy ireo taksibe tsy manaja ny fifanarahana ny CUA

Ami Ral

Fifamoivoizana
Permis moto obligatoire Madagascar
Fifamoivoizana

TSY MAINTSY MANANA "PERMIS" DAHOLO NY MOTO!

[Ny mahazatra teo aloha dia ireo moto manana tanjaka manomboka hatramin'ny 125 CC no miakatra ihany no takiana sy savaina "permis" rehefa mandeha.]

Tsy maintsy manana "permis de conduire" na fahazoana alalana mitondra daholo manomboka izao ny mpitondra moto. Io no anisan'ny fanapahan-kevitra noraisin'ny teo anivon'ny Antokondraharaha misahana ny fitaterana ATT.

📅 29 mai 2026 Lire la suite
Sport & Football
Barea CAN 2027 Nigeria
Sport & Football

CAN 2027 — LES BAREA FACE AU DÉFI NIGÉRIAN

[Pour Madagascar, ce premier duel représentera un véritable test de maturité et d'ambition.]

Un début de campagne explosif pour Madagascar. Les Barea de Madagascar connaissent désormais leur feuille de route pour les éliminatoires de la CAN 2027. Placée dans le groupe L, la sélection malgache ouvrira sa campagne face au Nigeria, l'une des plus grandes puissances du football africain.

📅 29 mai 2026 Lire la suite
Tourisme
Francophonie
Débat Francophone

DÉBAT FRANCOPHONE MONDIAL : UCM PORTE HAUT LES COULEURS DE MADAGASCAR

[L'UCM apparaît aujourd'hui comme l'un des établissements les plus constants du tournoi international.]

L'Université Catholique de Madagascar (UCM) confirme une nouvelle fois son rayonnement intellectuel sur la scène universitaire internationale. L'établissement basé à Ambatoroka occupe actuellement la première place de la Ligue mondiale de débat francophone.

📅 29 mai 2026 Lire la suite

📰 Blog Voandalana au Quotidien

🌿 Escales & Découvertes — Madagascar

Transport & Tourisme Madagascar
🗺️ Transport
Transport & Tourisme

Comment le secteur du transport évolue avec le tourisme à Madagascar

Avec la reprise du tourisme, les opérateurs de transport modernisent leurs services pour répondre aux exigences croissantes des voyageurs internationaux — une transformation qui redessine l'accessibilité de la Grande Île.

Lire →
Tourisme Durable Madagascar
🏨 Écolodges
Tourisme Durable

Les nouveaux établissements qui attirent les voyageurs étrangers à Madagascar

Une nouvelle génération d'écolodges et d'hôtels responsables redéfinit le tourisme à Madagascar, alliant authenticité, respect de la nature et valorisation des communautés locales.

Lire →
Artisanat Malgache
🏝️ Création
Artisanat & Création

Les créateurs Malagasy qui donnent une nouvelle image de l'artisanat

Une nouvelle génération de créateurs revisite les savoir-faire traditionnels malgaches pour répondre aux exigences des marchés modernes et internationaux — une transformation qui redessine l'image de l'artisanat de la Grande Île.

Lire →
Hébergements Madagascar
🏪 Hôtels
Établissements

Madagascar : Escale d'exception entre hôtels de charme et adresses incontournables

Au cœur de l'océan Indien, Madagascar dévoile une diversité d'hébergements et de tables qui séduisent autant les voyageurs d'affaires que les passionnés d'aventure, de nature et de découvertes culturelles.

Lire →
Écotourisme Madagascar 2026
🌎 Écotourisme
ECOTOURISME

Madagascar 2026 :

l'écotourisme comme vitrine d'un patrimoine naturel d'exception

Lire →
🌿 — CULTURE & COUTUME —

La fête du Santabary : La grande délaissée de la tradition paysanne et coutume malgache !

Lire →

Valiha : L'instrument qui fait vibrer l'âme de Madagascar !

Lire →

Patrimoine textile : Le kapaiky et le lamba akotofahana, symbole d'une identité !

Lire →

« Taombaovao malagasy » - Anosimanjaka : 465è nouvel an traditionnel, résurgence du passé et « Alahamadibe » confirmé !

Lire →

Portrait de Lija : Un artiste malgache aux multiples talents

Lire →

Cinéma Malgache : Huit jeunes producteurs formés à la coproduction Internationale

Lire →
🌿 — ENVIRONNEMENT —

Réserve d'Ankafobe : Un sanctuaire discret face aux défis de la conservation à Madagascar !

Lire →

CHANGEMENT CLIMATIQUE : CAS DE MADAGASCAR - « HAUSSE DES TEMPERATURES, RETARD DE LA SAISON DES PLUIES, RACCOURCISSEMENT ET FORTES PRECIPITATIONS »

Lire →

Supposées « camoufler des richesses » : Des forêts et aires protégées convoitées, menacées ou ravagées !

Lire →
— VOYAGE & TRANSPORT & TOURISME —

Grandes vacances et « Famadihana » : Affluence énorme vers les provinces, les taxi-brousses ont presque doublé !

Lire →

Fitaterana amin’ny lakana : Noferana enina ny olona azo entina isaky ny mandeha

Lire →

Madagascar séduit les touristes : Affluence des bateaux de croisière de Novembre à Décembre !

Lire →

Destination Madagascar : Le tourisme de croisière en vogue, préférence ou prudence !

Lire →

TCE Railway Line: The Train Will Whistle Again

Lire →

Aéroport- Ivato : La capacité du terminal national a été doublée !

Lire →

Tourisme-Madagascar : Des offres promotionnelles pour séduire les Malagasy à visiter ses merveilles !

Lire →
📬 Newsletter

Pour toute information supplémentaire, n'hésitez pas à nous contacter, nous sommes à votre écoute !

📢

Fiche Technique & Devis

Contactez-nous →

ℹ️ Information

Siège Social :
Lot IVF 219 Abis Ambodihady Ambohimanarina
101-Antananarivo Madagascar

Contact téléphone :
+261 34 36 070 82
+261 34 72 608 16 / +261 33 24 331 00

✉ Mail contact :

Responsable de publication et Rédacteur en chef :
RAHERIMANDRATOSOA Vonison Jedidie

Voandalana, Ami du Voyageur – BD Magazine

✨ Promo Voyage Madagascar — Découvrez nos offres !

🏝️ Séjour — Réservez maintenant !

🍯 Produits artisanaux — 100% Made in Madagascar

📸 Votre publicité ici — Contactez-nous

🎶 Festival Culturel — Ne manquez pas l'événement !

⚽ Sponsoring Football — Votre marque en avant !

Publicité Voandalana

Commentaires